1 / 21

Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014

Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra. Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014. TANJONA ANKAPOBENY. Fanampiana ireo mpamokatra mba hanatsarana ny vola miditra amin’ ireo mpamokatra ao anaty fikambanana .

craver
Download Presentation

Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014

  2. TANJONA ANKAPOBENY • Fanampiana ireo mpamokatra mba hanatsarana ny vola miditra amin’ ireo mpamokatra ao anaty fikambanana . • Tsindrina manokana ny fidiran’ny vehivavy sy ny tanora ao anatin’ny fikambanana tantsaha

  3. PAIKADY • Fanampiana tosika mba ho tonga matihanina ireo fikambanana mpamokatra (OP) amin’ny alalan’ny fanatsarana ny fahaiza-manaony mba haharitra ny fomba famokarany eo amin’ny seha-pihariana amin’ny ankapobeny. • Fanamorana ny fahazoan’ireo mpamokatra tolotra fandraharahana mifanaraka amin’ny filàny amin’ny alàlan’ny fametrahana rafitra fampifanatonana manamora ny fihaonan’ny tolotra sy ny tinady

  4. SEHA-PIHARIANA FIOMPIANA

  5. NY FIOMPIANA MADINIKA AMIN’NY ANKAPOBENY • Asa fiveloman’ny ankamaroan’ny mponina ambanivohitra amin’ny ankapobeny ny fampiarahana ny fambolena sy ny fiompiana madinika indrindra ireo fiompiana haingam-pihodina • Ny vehivavy no tena mibahan-toerana amin’ny fikarakarana ny fiompiana madinika (akoho amam-borona, bitro, kisoa…) • Ny lehilahy no misahana ny fiompiana sy mivarotra ny omby

  6. NY FANOHANANA AVY AMIN’NY MINISTERA HANATSARANA NY FIOMPIANA • Fametrahana isam-paritra ka hatrany amin’ny kaomina ireo teknisiana isan-tsokajiny mba hahafahana manatona ny tantsaha eny ifotony ka hampifantoka azy ireo bebe amin’ny famokarana sy fanatsarana ny vokatra azo • Fiaraha-miasa amin’ireo mpiara-miombon’antoka (Ministera hafa, tetikasa, programa…) mba hamahana miaraka ireo olana sedrain’ny Tantsaha na Vondrona Tantsaha mpiompy

  7. NY FANOHANANA AVY AMIN’NY MINISTERA HANATSARANA NY FIOMPIANA (tohiny) • Fiaraha-miasa amin’ireo rafitra efa mipetraka toy ny CSA sy FRDA hanatsarana ny fahaiza-manaon’ny tantsaha na Vondrona Tantsaha amin’ny alàlan’ireo Mpitao-raharaha (PS) afaka mamaly ny hetahetan’ireo mpamokatra • Famindrana ireo asa nosahanin’ny Fanjakana mivantana teo aloha ho amin’ireo Vondrona tantsaha sy ny sehatra tsy miankina (Vétérinaire sanitaire sy ireo rafitra samihafa ACPA, ACSA, GDS)

  8. NY FANOHANANA AVY AMIN’NY MINISTERA HANATSARANA NY FIOMPIANA (tohiny) • Fametrahanarafitramisahananyseha-piharianafiompianatoyny : - seha-piharianaronono (MDB), -seha-piharianafiompianahaingam-pihodina (MPE), -seha-piharianatantely (FENAM)

  9. NY ENTIN’NY FIOMPIANA EO AMIN’NY FANATSARANA NY FIDIRAM-BOLA ISAN-TOKAN-TRANO Fanohanana ny EAF amin’ny fampiroboroboana ny karazany zanatany (fiompiana akoho gasy, kisoa gasy natsaraina…)

  10. SEHA-PIHARIANA JONO

  11. NY JONO MADINIKA AMIN’NY ANKAPOBENY • Asa fiveloman’nyankamaroan’nymponinamipetrakaamoron-driaka na amoron’nymatsaborylehibe. • Nylehilahyaoamin’nytokantrano no mandehamiandriaka na manaratoany an-dranomasina na enyamin’nyfarihy. • Nyvehivavy (renim-pianakaviana) no mivarotranyvokatrynyjonoeny an-tsena na enyamin’nympanangom-bokatra

  12. NY JONO MADINIKA AMIN’NY ANKAPOBENY Ny fanjonoana drakaka sy orita dia iarahan’ny lahy sy vavy ao amin’ny tokantranon’ny mpanjono.

  13. NY ZAVATRA ENTIN’NY JONO EO AMIN’NY FANATSARANA NY FIAHIANA ARA-TSAKAFO • Fiovaovan’ny sakafo sy ny singa ara-otrik’aina azo avy aminy (fia maina, fia saly,….) • Ny fahamaroan’ny vokatra an-dranomasina sy an-dranomamy dia mampitombo ny tahan’ireo sakafo azo jifain’ny mponina.

  14. NY ZAVATRA ENTIN’NY JONO EO AMIN’NY FANATSARANA NY FIDIRAM-BOLA ISAN-TOKAN-TRANO Ny fahamaroan’ny vokatra an-dranomasina sy an-dranomamy tsara tantana dia manatsara ny fidiram-bolan’ny tokantranon’ny mpanjono.

  15. SEHA-PIHARIANA FAMBOLENA

  16. NY EFA NATAO • Fanampiana ireo mpamokatra hiditra ao anaty rafitra (appui à la structuration des producteurs) • Fanomezana tolotanana amin’ny fanatsarana ny tontolon’ny fampidramambola (appui aux finances rurales) • Fanomezana tohana ireo fifandraisana amin’ny fahazoana tolodraharaha toy ny : fanofanana, fampitaovana, fanaovana fotodrafitrasa (appui aux services agricoles)

  17. VOKATRA NAHOMBY • Ny fiaraha-miasa amin’ireo fianakaviana mpamokatra matihanina: toy ny fiompiana tantely, famokarana masomboly vary, sns… • Ny fiaraha-miasa 3P : ny voly vary isam-pianakavina mizotra amin’ny fampitomboana ny vokatra: 2T => 5 T • Ny fikojana ny foto-drafitrasa miaraka ataon’ireo vondron’ny mpampiasa rano (AUE)

  18. LESOKA HITA • Tsy fahombiazan’ireo asa famokarana natao tsy antsitrapon’ireo mpamokatra fa araka ny filàn’ny tetik’asa (projet) • Ny famokarana tsy voadinika ho maharitra

  19. VINAVINA • Miaingaamin’nyfanaovana DIP: fanaDiadianaIraisann’nymPisehatraisakynyrafitra (Diagnostic insitutionnel participatif) • Manometohanaamin’nyfametrahanasy ho amin’nyfahombiazanan’ nylalàm-piharianamitondrafampitombon-karena : vokatramamalynyfilàn’nytsena : kalitao, habetsaka, amin’nyfotoanailànaazy • Manampymametrakarohim-piharianamivelatrasymaharitra (mise en place de mécanisme viable et soutenable pour les agiculteurs familiaux au sein des OP, et incluant les femmes)

  20. VINAVINA (tohiny) • Manampy mandrafitra tetik’asa matihanina miaraka amin’ny mpisehatra rehetra isaky ny lalàm-pihariana (filière): ohatra katsaka, vary , akoho, trondro…, ao anatin’ny planina (5 taona, 10 taona) • Manome tohana ireo sokajin’ny vondron’ny mpamokatra : OP sahirana, OP salasalany, OP matanjaka

  21. Misaotra naharitra nihaino

More Related