40 likes | 232 Views
1- Mihainoa ! mihainoa ! Ny feon’anjely sambatra, Milaza fa teraka Ny zanak’Andriamanitra, Mihainoa izao !. Ecoutez, écoutez La voix des anges heureux Annonçant la naissance Du fils de Dieu Ecoutez à présent !. 2-Mifalia ! mifalia ! Ry zanak’olombelona,
E N D
1- Mihainoa ! mihainoa ! Ny feon’anjely sambatra, Milaza fa teraka Ny zanak’Andriamanitra, Mihainoa izao ! Ecoutez, écoutez La voix des anges heureux Annonçant la naissance Du fils de Dieu Ecoutez à présent ! 71- MIHAINOA, MIHAINOA
2-Mifalia ! mifalia ! Ry zanak’olombelona, Fa tonga Ilay Mpanavotra Antsika izay nifatotra ; Mifalia izao ! Réjouissez, réjouissez Ô humanité Car notre Sauveur est né Pour nous les opprimés ; Réjouissez à présent ! 71- MIHAINOA, MIHAINOA
3- Mba omeo ! mba omeo ! Ny fonao fa angatahiny, Ny tenany natolony Anao izay malalany Mba omeo izao ! Offrez votre coeur ! Car Il le demande Il a offert son corps Pour toi son bien-aimé Offrez-le à présent 71- MIHAINOA, MIHAINOA
4- Matokia ! matokia ! Ka manaraha Azy izao ; Ilay Mpamonjy be fitia Nanetry tena ho anao ; Matokia izao ! Ayez confiance ! Et suivez-le maintenant Le Sauveur plein d’amour S’est abaissé pour toi Ayez confiance à présent ! 71- MIHAINOA, MIHAINOA