940 likes | 1.06k Views
ANTSO MAIKA ARA- PAMINANIANA. Pr TED WILSON Filohan’ny Foibe Eran-tany. Ny Advantista mitandrina ny andro fahafito : Fihetsehana ara-paminaniana.
E N D
ANTSO MAIKA ARA- PAMINANIANA Pr TED WILSON Filohan’nyFoibeEran-tany
NyAdvantistamitandrinanyandrofahafito :Fihetsehanaara-paminaniana • Ryrahalahysyanabavyaoamin’iKristy , amin’ny maha- Filohan’nyFoibeEran-tanyahy , dia tenamatokyaho fa eoan-tanan’Andriamani-traityfiangonanaity . • Izy no Mpanorinaazy, Izy no Mpitarikaazy , Izy no kapiteny , Izy no Jeneraly , enyIzy no Lohany. • Izy no niaroityFihetsehanaitytamin’nylasa , Izy no manohanaazyisan’androankehitriny, lzy no hitarikaazyamin-keryamin’ny ho avy.
NyAdvantistamitandrinanyandrofahafito :Fihetsehanaara-paminaniana • IlayMpamoronaantsika , IlayMpamonjyantsika , IlayMpanjakantsikaIzay ho avy dia Izy no hanyfanantenan’nyFiangonanaankehitriny , Izy no hanyfanantenan’nyFiangonanarahampitsosy ho mandrakizay. • Izy no nanorinaityFiangonanaity ho amin’nytanjonamanokanaarytsyhivaonaamin’izanytanjonanokasain’iKristy ho azyizanynyFiangonany.
NyAdvantistamitandrinanyandrofahafito :Fihetsehanaara-paminaniana • Ny AMAF dia fihetsehana ara-paminaniananantsoinatamin’nyfombamanokana. • Tsyantokom-pinoanatahakaireofiangonanahafaisika. • Fihetsehanaavyamin’Andriamanitraamin’nyandrofaranyisika , • Ho amin’nytanjonamanokanaamin’izaoandrofaranyizao , • Mananahafatramanokana ho amin’izaoandrofaranyizao , • Hamitairakamanokanaeoamin’izaotontoloizao , amin’izaoandrofaranyizao.
NyAdvantistamitandrinanyandrofahafito :Fihetsehanaara-paminaniana • Tsymidikaakoryizany fa tsymananafihaikananyFiangonana . • Tena mananatokoaizyaryamim-pahatsorana no ilazakoaminareonysasanyamin’izyirenyanio. • Eoanivon’irenyfihaikanairenyanefa dia miasaamin-kerynyFanahyMasinaaryazoantokanyfandresen’nyFiangonanaamin’nyfarany .
NyTenan’i Kristy • HoyJesosyaoamin’iMat. 16 :18 :«…Aryambonin’ityvatolampyity no haorikonyfiangonakoarynyvavahadin’nyfiainan-tsi-hitatsyhaharesyazy». • Ityfiangonanaity dia tsyfandaminanana-tsangan’nytanan’olombelona…NyMpa-monjymihitsy no niteny fa Izy no nanorinanyFiangonany « arynyvavahadin’nyfiainan-tsi-hitatsyhaharesyazy». • Aoamin’ny 1 Kor 12 , nyfiangonana dia antsoinahoe « nyTenan’iKristy ».
NyTenan’i Kristy • Aoamin’nyEfes. 5: «vadin’iKristy», • Aoamin’i 1 Pet. 2 , nyFiangonana dia «tranon’iKristy ». • Aryaoamin’ny 1 Pet. 2 :9 , nyapostolyPetera dia manambara fa nyvahoakan’ Andriamanitra dia « taranakavoafidy , fanjaka-mpisorona ,firenenamasina , olonanalain’Andrimanitra… »
NyTenan’i Kristy VM p.13: «Nyfiangonana no tanànamimandan’Andriamanitra ,tanànafandosiranaizaynapetranyeoamin’izaotontoloizaomikomy. • Rahatsymahatokynyfiangonana dia mamadikaIlaynividynytaranak’olombelonatamin’nyran’nyZananilahytokanaizy. • Hatranyam-piandohana dia nisyhatranyolonamahatokynampijoronyfiangonanateto an-tany. • Tamin’nyvanim-potoanarehetra dia nanananympitilinyJehovah ,vavolombelonamahatokyteoamin’nytaranakaniara-belonataminy .
NyTenan’i Kristy • «Nitondrahafatrafampitandremanaireompitilyireo, aryrehefanantsoinahametrakanyfiadianyizyireo ,dia nisyhafaindraynandrayny asa. • Nanaofanekenatamin’ireovavolombelonaireoAndriamanitra , ka nampiraynyfiangonanateto an-tanytamin’nyfiangonanaany an-danitra . • Nalefanynyanjelinyhanao asa fanompoana ho an’nyfiangonany , ka tsyafakahandresyazynyvavahadin’nyfiainan- tsyhita. »
NyTenan’i Kristy • Tsymaintsyhandresymiarakaamin’iKristynyFiangonany . • Tsymbolaresyan’ady na oviana na ovianaJesosy . • Teoamin’nyhazofijaliana dia resytanterakanyherin’nymaizina . • Aoamin’nytobin’nympandresy no misyahysyianao…
NyTenan’i Kristy • Nydevolyrehetra dia tsyafakasadytsy ho afakahisakananyfikasan’Andriamanitra ho an’nyFiangonany. • HandresynyFiangonan’iKristyamin’nyfarany . • Hamirapiratrahatranynyfahamarinanamandra-pahatanterakynyfaminanianaaoamin’nyApokalypsy 18 manaohoe « arynytanynohazavain’nyvoninahiny. »
Fitomboanatsymampino ! • Teoamin’nytantaran’nyFiangonana , dia mananaporofomaroisika fa nandresynyherin’nyratsyhatranynyfahamarinana . • Kristy dia mitarikanyFiangonanyavyamin’nyfandresena ho amin’nyfandresena. • Mamelàahyianareohanambaratoe-javatravitsivitsymahatalanjona : • Tamin’ny 1863: advantista 1 ho an’nyolona356 000 teoamin’izaotontoloizao.
Fitomboanatsymampino ! • Novambra 2013: advantista 1 ho an’nyolona400 eo ho eo. • Teo aloha dianila 107 taonanyfiangonanavaonahatratramambra 1 tapitrisa (1 million). • Ankehitriny , diamisyolona 1 tapitrisa no vita batisaisan-taona. • Olona 25 tapitrisa (25 millions) no mivavakaaoamin’nytranofiangonanamihoatrany 70 000 , aoamin’nyfirenenamihoatrany 200. • MiasaAndriamanitra , arymiasaamin’nyfombamahagagakoanyFanahyMasina !
Nyzavatratenailaintsika ! • Nyfifohazana no zava-dehibesymaikaindrindrailaintsika. • Tatoanatin’nytaonavitsivitsy dia nantitranterin-tsikamafynymombanyfifohazana , ny fana-vaozanaarynyirakanampanaovinaantsika . • Nyhoefanavaozana dia fifohazan’nyfiainana ara-panahyisan’androaoamin’nyfoamam-panahin’nytsirairayavyamintsika . • Nyhoefanavaozana dia fanoloran-tenalalina , mikatsakanysitrapon’Andriamanitrasynyhankatòizanyeoamin’izayrehetraataontsika.
Nyzavatratenailaintsika ! • Rehefamampilefitranysitrapontsikaisan’ andro, eoambanysitrapon’Andriamanitraisika dia izay no miterakafanavaozana. • AvyeoAndriamanitra dia manomeantsikafahazavan-tsainahahatakarantsikanyirakanampanaovinaantsika ,isam-batan’olona na amin’ny maha fiangonanaantsika . • Ary dia manolo-tenahanompoAzyisikaamin’nylafim-piainantsikarehetraamin’nyfanatanterahanaizanyirakaizany.
Nyzavatratenailaintsika ! 1MC p.141: “Nyzavatralehibesytenamaikaindrindrailaintsikadianyfifohazan’nytena toe-panahyarakaan’Andrimanitraeoanivontsika. Nymikatsakaizany no tokonyimasoantsikavoalohany. Tokonyhanaoezakamafymihitsyisikambahandraisananyfitahian’nyTompo, tsy hoe tsysitrak’Andriamanitranyhanomeizany , faisika no tsyvononahandrayizany.”
Nyzavatratenailaintsika ! “IlayRaintsikaany an-danitra dia vononanyhanomenyFanahiny ho an’ireoizaymangatakaizany , mihoatranohonyfanirian’ny ray aman-drenyeto an-tanyhanomezava-tsoa ho an’nyzanany. Fa anjarantsikanymamenonyfepetraaha-zoan’Andriamanitramandrotsakanyfitahiany, amin’nyalalan’nyfiaiken-kelokamiarakaamin’nyfanetren-tenasyfibebahanaaryvavakamafana. Amin’nyamin’nyalalan’nyvavakaihany no hahatanterakanytenafifohazana.”
Nyzavatratenailaintsika ! • Fanambaranakantoloatraizany! • Zavatratenailain’nyfiangonanaankehitrinynyfifohazana , • Ambonin’izanyanefa dia nyfifohazana no tenailaintsikamaikaindrindraeolafim-piainantsikarehetra ,aryampaherezinaisikambahanaolaharam-pahamehananyfikatsahanaizany.
Fanirian’nyfo ! • Ankehitriny dia tiakonymilazaaminareonyfanirianalalinaatoam-poko . • Rahatsyomban’nynyherin’Andriamanitraisika dia tsy ho vitaity asa ity. • Tsyafakanyhifanandrinaamin’nyherin’nyratsyamin’nyherin’olombe-lonaisika .
Fanirian’nyfo ! • Amin’ny maha Filohan’nyFoibeeran-tanyahy , dia maniryindrindraahombahandraynyherin’nyFanahyMasinaeoamin’nyfiainakomanokana. • Mihoatranohonyzavatrarehetra dia faniriakonyhirotsahan’nyFanahyMasinaamin’nyfahafenoanymba ho famitananyasan’Andriamanitraeto an-tany , ary dia hiverinaJesosy , IlayFanantenantsika ! • Nyzavatratenailain’nyFiangonana dia :
Fanirian’nyfo ! • Tsyfandaharan’asabebekokoa, • Tsyvolabebekokoa, • Tsyorin’asabebekokoa : tsyfitaovam-pifandraisananatranofanontam-bokybebekokoa, nadiatenamanananylanjanyazaireo . • Nyzava-dehibetenailaintsika , nyzavatratenamaikaindrindrailaintsikasytokonyhaha-dodonaantsikaindrindradianyfiro-tsahan’nyFanahyMasina .« Tsyamin-kerynaamin’nyfahatanjahanafaamin’nyFanahiko, hoy Jehovah Tompon’nymaro. »
Ireofandaharanahitondrafifohazana : • Tianaovenyhiarakaamiko , hiarakaamin’ireompitarikanyFiangonanaadvantistasyireomambramaneranaizaotontoloizao , hanetrynyfontsikaeoanatrehan’Andriamanitra,hivavakaamin’nyfontsikatokoa , hikatsakanyfirotsahan’nyRanonoranamivatravatra dia nyFanahyMasina ? • Tianaovenyhiarakaaminayhitalahoamin’Andriamanitrambahandrotsahanyamin’nyfahafenoanynyfitahianaavyany an-danitra ?
Ireofandaharanahitondrafifohazana : • Tianaovenyhitadyan’Andriamanitramiarakaaminayaoamin’ny Division , aoamin’ny Union , aoamin’ny Fédération, aoamin’ny Mission… , aoamin’nyfiangonanamisyanao ? • Tianaovenyhitalahoamin’Andriamanitraaoamin’nytarikamadinikamisyanareo , aoamin’nyfianakavianareo ? • MiantsoantsikaAndriamanitrambahanolo-tenalalindalinakokoaamin’izaoorafaranyamin’nytantaran’nytanyizao.
Ireofandaharanahitondrafifohazana : • Tsyfotoanafanaovanaantsirambinaintsonyizao. • Izao no fotoanan’nyfanoloran-tenatanteraka ho an’iKristy . • Tonga nyfifohazanarehefamanokanafotoanahivavahanasyianarananyTenin’Andriamanitraisika . • Izanyindrindra no anton’ireofandaharana :
Ireofandaharanahitondrafifohazana : • 777 • 111 • Havaozin’nyTeniny • FianarananyLeson’nySekolySabata • NyFivoriam-bavaka • Ahitanafifohazanaanyamin’nytoeranamaro. • Mirotsakaamin’ ireotanoramitadyan’Andriamanitraamin’nyalalan’nyvavakanyFanahyMasina .
Ireofandaharanahitondrafifohazana : • Mirotsakaamin’ireotanoramianatranyTeninysadymijoro ho vavolombelon’nyAnarany. • Mampaheryahynymahitatanoramanolo-tenatanterakaamin’nyasan’iKristy.
Ireovokatrynyfifohazanasyfanavaozana • Mitarikaantsikahijorovavolombelonanyfifohazanasyfanavaozana. • NyfanavaozanadiahitarikaantsikamandrakarivahitorynyFilazantsara . • Tsymisytenafifohazana marina rahatsymisyfanirianalalinahamonjyfanahy.
Ireovokatrynyfifohazanasyfanavaozana • RehefamiasaaoanatintsikaAndriamanitra , dia hanaozavatraamin’nyalalantsikaIzy • Arymanaozavatraamin’nyalalantsikaAndriamanitrasatria te-hiasamiarakaamintsikaIzy. • Koa dia afakamitenytahakaan’iPeterakoaisikamanaohoe :
Ireovokatrynyfifohazanasyfanavaozana • Asa 4: 20:« Fa izahaytsymaintsymilazaizayzavatraefahitanaysyrenay. » • Miarakaamin’iPaoly dia afakamanam-barakoaisikahoe : • Rom.1:16:« Fa tsymenatranyFilazan-tsaraaho , fa herin’Andriamanitra ho famonjenaizayrehetraminoizany…» • Miarakaamin’nyApostlyJaona dia hoyisikahoe : • 1 Jao 1:3« Izayefahitanaysyrenay no ambaranayaminareo. »
Fijoroanavavolombelonatsymisyhery • Rahatsymisyfifohazanasyfanavaozana dia tsyhanan-kerynyfijoroantsika ho vavolombelona. • Kelyfotsinynyvokatraazoamin’nyfitoriananyFilazantsaratsyombam-pifohazana. • Nyherin’nyFanahyMasinaireryihany no afakahanohinanyfosyhanovafiainana. • Asan’nyFanahyMasinanymanovanyfo.
Fijoroanavavolombelonatsymisyhery • Nanambaraizanytamin’nyfombamazavanympanompovavin’nyTompo : «hoynyTompohoe : tsyamin’kery na amim-pahatanjahana fa amin’nyFanahiko». • Nyfiaraha-miasanyolombelonaamin’nylanitra no hamitananyasan’Andriamanitra.
Fijoroanavavolombelonatsymisyhery • R&H (4 Juillet 1893):«Ireoizaymihevitra fa mahavitatena dia mety ho mafanafoamin’nyasan’Andriamanitrarahajerenaivelany , kanefarahatsymananafiainam-bavakaizyireo dia tsyhisyvokanyny asa ataony. • Engaanie ka hampifantokanyfijerinyeoamin’Ilayanjelymitondranyfandoroanaditin-kazomanitraeoamin’nyalitaravolamena ,eoanatrehan’nyavanamanodidinanysezafiandriananaizyireo.
Fijoroanavavolombelonatsymisyhery • «Ho hitan’izyireo fa nyvavakasynyezakaataontsika dia tsymaintsyomban’nyfahamen-drehan’iJesosy fa rahatsyizany dia tsymisyilanaazytahakanyfanatitr’iKainaizany. • Rahambaazontsikaataomantsynymahitanyasan’olombelonatahakanyahitan’Andria-manitraazy , dia ho fantatsika fa ny asa tanterahinaamim-bavaka , hamasinin’nyfahamendrehan’iKristyireryihany no afakahisedranyfitsarana .»
Fijoroanavavolombelonatsymisyhery • Rahatsyarahanafijoroanavavolombelonanyfifohazanasyfanavaozana dia manjarykabaryambonyvavahadymifototraamin’nyfihetseham-po fotsinyaryfarany dia matytanteraka . • Izany no mahatongaireoezakafitorianaataon’nyFiangonanaankehitriny . • Nymambratsirairay dia iraka , vavolombe-lon’nyAvoIndrindra , nantsoin’ Andriamani-trahizaranyfinoany .
Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Najoron’nyFiangonanailaytetik’asa «Iraka ho an’nytanàn-dehibe» mbahanatraranaireoolona an-tapitrisamoninaaoamin’ireotanànalehibeindrindramiisa 650 etoamin’izaotontoloizao. • Tamin’nytaonalasa dia nananatombontsoanandrayanjaratamin’nyfitoriananyFilazantsara tao New York aho. • Nisy 400 nytoeram-pitorianatamin’izany .
Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Mpitandrinasympitantan’asaavyamin’nyFiangonantsikaeran’izaotontoloizao no tongatao New York nitorynyTenin’Andriamanitra . • NohonyHerin’i Kristy diamisyakonymahatalanjonanyfiaraha-miasan’nympitandrinasynylaika . • Aman-jatonynylaikanahazofiofananatamin’izanyfombafiasaizany ka nahazoan’ izyireonampiasanyfanomezam-pahasoa-vananomen’Andriamanitraazy :
Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Fitorianaamin’nyalalan’nyhetsikaara-pahasalamana , asaataoeoanivon’nytanora , fampianaranabaiboly , fizaranalahatsoratra , asafitorianaataon’nylaika , fitorianaamin’nyhavanaaman-tsakaiza , fivorianaanasanaolona . • Vokatr’izanyezakalehibeizanydianisyolona4 000 no vitabatisa.
Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Tanàn-dehibemaroeran’izaotontoloizao no nanaovanaezaka , nahazoanavokatratoyizany. • MiasaAndriamanitraamin’ireotanàn-dehibetoaan’i Londres, Tokyo, Manille,Moscou, New York, Nairobi, Johannesburg, Indianapolis, Kinshasa, Lagos, Luanda, Sydney, Paris, Bombay, Le Caire, São Paulo, Mexico, synymarohafakoa. • Amin’arivony no vitabatisaarymbolafiando-hanaihanyizany.
Fitorianaamin’nytanàn-dehibetatoamin’nydivizionamisyantsika ! «Luanda ho an’iKristy » (Angola): -Isan’nyfivorianatany an-tokan-trano : 50 000 , -Isan’nyvitabatisahatramin’izao: 47 000 , -IreoolonalianamanarakafianaranaBaiboly : 200 000.
Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Tamin’nyfivorian’nykomitin’nyfoibeeran-tanytamin’nyfaran’nytaonateo dia lanyilaytetik’asafitoriananyFilazantsaramaneran-tanyhametrahanaadvantistaamin’nytanàna 500 mananamponinamihoatrany 1 tapitrisaizaytsyahitanaafatsymambraadvantistavitsy dia vitsy . • Nyankamaroan’ireotanànaireo dia aoanatin’ilayantsoinahoe «fenêtre 10/40».
Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Maroamin’ireotanànaireo no tsyazoanaovanafijoroanavavolombelonamivantana na fitoriananyFilazantsaraamorianaolona. • Lehibetokoanyfihaikanambahanatrarananymponinaamin’irenytanànaireny , kanefanyAndriamanitsika dia lehibelavitranohoizaymety ho fihaikanarehetraarytsytakatrynysaintsikanyfitiavanynymponinaaoamin’irenytanànaireny. • Tohinanyfontsikanohoireomponina an-tapitrisanytsymahalalaan’iKristysynyfahamarinana ho amin’izaoandrofaranyizao .
Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Hametrakafombaahazoanamijorovavolombelona aman-jatonyisika (centres d’influence) , toynytranofamakiam-boky , ivon-toeranamombanyfahasalamana , toeram-pisakafoananatsymisyhenaarykoafombamarosamyhafaahazoanamanatonanyolonaaoamin’irenytoeranasarotraidiranaireny.
Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Ankoatrany «Ezaka an-tanàn-dehibe», dia hametrakalamin’asafenomombanyfahasalamanaisika , amin’nyfanarahananyohatranomen’iKristy. • AmporisihananyFiangonanatsirairaymbahanao asa ombam-pitiavanaamin’nyanaran’iJesosy ,eoanivon’nyfiaraha-moninamisyazy…
Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Amin’nytaona 2015 , ny FAMAF tsirairay, nytoeram-piasana (Institution) tsirairay dia amporisihanaihanykoahampiasanyfanomezam-pahasoavanaanananymombanyfitsaboanambahiasaeoanivon’nyfiaraha-moninamandritranyherinandromanokana ho an’nyfahasalamana.
Vokatramahatalanjona • Fenoheryny asa ataon’Andriamanitraaoamin’ityFiangonanaity ka indraindrayaho dia tenatalanjonamihitsy. • Betsakanyzavatraazoambara fa nyfotoanantsika no tsyampy. • Nytetik’asa «IlayFanantenanaLehibe» dia ahitantsika fa miasaamin’nyfombamaheryvaikaAndriamanitra :
Vokatramahatalanjona • Teoam-piandohana dia boky 50 tapitrisa no nokasaintsika ho zaraina ; • Tamin’alalan’nyfinoana dia novaina ho 100 tapitrisaizany . • Fa nohonyherinysynyfahasoavany dia mihoatrany 140 tapitrisanybokyvoazarantsika – voazaranareo ! • DerainanyTomponohoizanyfitomboanatsymampinoizany.
Vokatramahatalanjona • NybokyHeryMifanandrinamantsy dia nambaran-dRamatoa Ellen White fa tokonyhaparitakamihoatranohonybokyhafarehetra . • Olona an-tapitrisanymaro no mamakyizanybokyizanyaryhanovazavatrabetsakaizany . • Mampaherynymahafantatraizany
Miatrikafihaikanagoavana • Amin’nymaha-Fiangonanaantsikaanefadiamiatrikafihaikanagoavanaisika . • Iretomisyefatratenamahavelon’ahiahyamin’nyfombamanokana . • Tsorikoanefa fa tsynymambranyFiangonanarehetra no tratran’izany,saingymetyhampidi-doza ka izany no mampiasasainaahy.
Miatrikafihaikanagoavana • Mitamberinaao an-tsaikonyfampitan-dremananomen’nyapostolyPaolynyloholom-piangonanataoEfesosyrahahoyizy : • “Ka tsymbanafenikoizaymahasoa , fanambarakosynampianarikoanareo …” Arydiambolanampiany hoe : • “Fatsynafenikoanareo ,fanotorikotaminareoavokoanysainarehetranatolotr’ Andriamanitra.” (Asa.20:20,27 )
Miatrikafihaikanagoavana • Amin’nymaha-Mpitandrinanympinoadvantistamaneran-tanyahy , nyfitiavakonyFiangonanasyfijoroako ho mahatokyamin’nyTenin’Andriamanitradiamaneryahyhizaraaminareonysasantsasanyamin’nyahiahiko. • Iretoàryireotoe-javatraefatratenamahave-lon’ahiahyeoamin’nyFiangonanaankehitriny. • Metymahitahafaankoatraireoianareonefamanasaanareoahohandinikalalinairetoefatraireto :