230 likes | 238 Views
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2019 SOKAJY HAINO AMAN-JERY (MEDIA ) MADAGASCAR ANTANANARIVO 21,22 Jona 2019 Sophie RAVELOMANANTSOA RNM Mampiasà sary na porofo hafa hanatsarana ny asa atolotrao.
E N D
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2019 SOKAJY HAINO AMAN-JERY (MEDIA ) MADAGASCAR ANTANANARIVO 21,22 Jona 2019 Sophie RAVELOMANANTSOA RNM Mampiasà sary na porofo hafa hanatsarana ny asa atolotrao. “Voice and Choice!FampahefanaNyVehivavy, Adyamin’nyHerisetra”.
MOMBAMOMBA NY FANDAHARANA Titre: NyVehivavysynyFampandrosoana Diffusion : RNM(onjam-peom-pirenena Malagasy) Frequence:Sabotsy @ 03h00 tolakandro Faharetany:25min Votoatiny: izayhampisyfampandrosoananyfiainan’nyvehivavy no resahanaao Endriny: Portrait, témoignage,magazine, tantarafohy…
VOTOATIN’NY ASA NATOLOTRA Lohahevitra: Fahasalamanaara-pananahan’nytanora Angle: Torohevitrasytolotramombanyfandrindranafiterahana. Format: Magazine nahitana micro trottoir, témoignage, interview
Antony ilazanafamitondrafijeryvaovao ho fampiroboroboananyMiralentanyfandaharana. • Rahamisymanorohevitramampahafantatraazyireomombanyfananahanyireotanoraireo, sadyafakamampiasaireotolotrafandrindranafiterahananatao ho an’nytanoraefamiditraamin’nyfiraisana ara-nofo, heverina fa samy ho afakamifantokaamin’nyfanomananany ho avinyavokoa na tanoralahy na vavy, fa tsyhitebiteby lava sy ho solafakaandalanafoananytanoravavy.
Antony ilazanafamitondrafijeryvaovao ho fampiroboroboananyMiralentanyfandaharana.(Suite) • Matetikasakanatsyahafahan’nytanoravavy manomanany ho avinynyfisian’nyvohokatsy irina, na nyvohokaalohaloatra, na nyaretina azoavyamin’nyfiraisana ara-nofo. Nytanoravavyirery (synyreniny) no mibabyny vokatrynytsyfahalalan’nytanoranyfananahany.
Antony ilazanafamitondrafijeryvaovao ho fampiroboroboananyMiralentanyfandaharana.(Suite) Antony iraytsyahafahanamampiroborobony Miralentaetoamintsikaizany!
Fa nahoanaarymaninona no lazaina fa tenazava-dehibesymiavakailaytantara? • Nynampisehoana fa tsytenamahafantatratsaranyfahasalamana ara-pananahananytanora Malagasy antonynahatonganyvohokaalohaloatraarakynynambaran'nyvavolombelonatanoravavybevokateoamin'nyfaha 15 taonany.
Fa nahoanaarymaninona no lazaina fa tenazava-dehibesymiavakailayfandaharana? (suite) • Voalazan'ny micro-trottoir nataotamin'ireotanoralahysyvavy fa tsytenamahafantatranyfandrindranafiterahanasynytombotsoaazoavyamin'izanynytanora, arytsyfantanyihanykoa fa afakamampiasanyfandrindranafiterahananytanora.
Fa nahoanaarymaninona no lazaina fa tenazava-dehibesymiavakailayfandaharana? (suite) • Fahasahian’ilayRaim-pianakaviananifampiresakatamin’nyzananyvavymombanyfananahana, ka nahitanytombonyizany. Tsynisybevokaalohaloatra na nahazovohokatsynirinanyzanany.
Fa nahoanaarymaninona no lazaina fa tenazava-dehibesymiavakailayfandaharana? (suite) • Torohevitraamin’nyalalan’nyfifampiresahanaeoamin’ny Ray aman-drenysyzanaka ,nympanabe, nympitsabo no vahaolananomen’nympitsabotsyhahatonganyolanaeoamin’nytanorantsika.Miarakaamin’ireofampiasananytolotrafandrindranafiterahanaizanyizayazon’nytanoraatao na dia tsymbolamanambadyazaizy.
Inona no antonynanoratanaoilayfandaharana? • Fahitakofatsymahafantatranyfananahanynytanora Malagasy, antonymahatongaazyireohanaonaofoana ka solafaka an-dalana. • Nefatsymisymihitsynymiresakaizany! Tsyampynyfanabeazanaara-pananahanaetoamintsika. “Voice and Choice!FampahefanaNyVehivavy, Adyamin’nyHerisetra”.
Inona no antonynanoratanaoilayfandaharana? (Suite) • MiterakaOlana ho an’nyvehivavysytsymampandrosonyfiainan’nyvehivavy Malagasy izanysatrialasavesatra ho an’nyReny Malagasy nyfitaizananyzanany, nyzafinysynyzafiafinyizayazoavyamin’nyvohokaalohaloatra. Tsyafakamifantokaamin'nyfahaleovan-tenany ara-toekarenanyvehivavyrahatsyarindranynyfiterahany.
Inona no sehatranaolanavahan’izany? • Rahasamymahafantatranytokonyhataonynytanoralahysyvavyhihenanyaretinaazoavy @ firaisana ara-nofo, nyfitondranavohokatsynirina, nyvohokaalohaloatra • Na lahy na vavy , tokonyhitovylenta: samy ho afakamanomanany ho avinyanatin’nyfilaminantsaina. Ho afakahiatrikanyfiainanyaoanatin’nyfahaleovan-tena ara-toekarenanyvehivavyamin’izay.
TANJONA FOTOTRA • Ho tanoraafakamanomananyhoavinyanatin'nyfahatonian-tsainasyanatin'nyfahasalamananytanora Malagasy na andrenivohitra na ambanivohitra. • Mba ho afakamifantokaamin'nyfampandrosoananyfiainananynyvehivavy Malagasy rehetra fa tsy ho lanyandroamin'nyfiterahanatsyvoarindra. “Voice and Choice!FampahefanaNyVehivavy, Adyamin’nyHerisetra”.
OLONA KENDRENA HIANTEFANY • Asehoyetonyporofo/sary/horonan-tsarymanamarinaizayvoalaza • Tsynisy • Iza no nantenainaohiantefàn’izany? • Tanorasyny Ray aman-drenyarynympanabe • Niantefatamin’ireoolonanokendrenaveizany? • Tsynisynahafahananahafantatraizay. • Manana porofoveianao fa tenaniantefatamin’ireoolonanokendrenaotokoanyhafatra? • Tsia “Voice and Choice!FampahefanaNyVehivavy, Adyamin’nyHerisetra”.
DINGANA /FOMBA FIASA • Ahoana no nanangonanaoireoantontan-kevitra? • Stratégie de la SSR dans la Région de l’Afrique Australe (SADC 2019 – 2030) • Fanofananamombany SSR nampanaovin'nyGender links • Nanao interview tenyifotony “Voice and Choice!FampahefanaNyVehivavy, Adyamin’nyHerisetra”.
DINGANA /FOMBA FIASA (Suite) • Izaireoloharanom-baovao: firynyvehivavysynylehilahynanontanianao? • Olona 16 no loharanom-baovao. 10 tamin'ireoniteny tao anatyfandaharana fa ny 06 nanaovanafanadihadiana. • Ny 05 tamin'ireoniteny tao anatyfandaharana no vehivavy. • Ny 06 kosalehilahy. Tsysahymanehohevitraloatranyvehivavyamin'nyresakafananahana.
DINGANA /FOMBA FIASA (Suite) • Nahoanaianao no nifidyireoloharanom-baovaoireo? aryinona no mahazava-dehibenyhevitr’izyireo? Satria: • Noezahinanisyhevitrynyenyambanivohitrasyandrenivohitranyfandaharana . Satriasamihafanyzavamisyiainan'nytanorasyny ray aman-drenyenyamin'ireotoeranaroaireo. • Ireotanorambolamianatratenyamin'nymanodidinany CEG syny Lycée no nakanahevitraizayheverina fa efaaoanatin'nyfiraisana ara-nofo.
DINGANA /FOMBA FIASA (Suite) • Nahoanaianao no nifidyireoloharanom-baovaoireo? aryinona no mahazava-dehibenyhevitr’izyireo? • Tovovavyefaroaanaka no nosafidiana ho vavolombelonasatriabevohokatamin'nyfaha 15 taonanyizyarynanovanyfamindraavyeo. • Raim-pinakaviananiterakavavy 5 sylahytokana no nosafidiana. Satriatsy dia nananaolanatamin'nyfiainanaara-pananahanan’ireozananyizy. • Dokoteralahy no nampiresahina fa izy no mifandraybebekokoaamin'nytanoraaoamin'nysehatrafitsaboanasadyafakanandrayavyhatranyrehefanangatahanafotoanahanaovana interview.
FIANTRAIKANY • Inonaavyireofiantraikan’nytantara? • Tokonyhanovany Ray aman-dreny ka hiresakanyfananahana @ zanany • Tokonyhanantonany Ray aamanèdrenysympanabeaeyDokoteranytanoratehahafantatrabebekokoamombanyfananahanasytolotrafandrindrafiterahana • Hihenanytahan’nyvohokatsyirina , fitondranavohoka aloha loatra, aretinaazoavyamin’nyfiraisanaara-nofo “Voice and Choice!FampahefanaNyVehivavy, Adyamin’nyHerisetra”.
FIANTRAIKANY (Suite) • Ahoananyfombafampiasanaoireohainoaman-jerysosialymbaahafahanamampitombonyfiantraikan'nyfandaharana? • Tsynampiasatambazotran-tsosialyaho • Manomezaporofo. • Tsymisy
DOMBERINA “FEEDBACK” • Manomeza ohatra amin’ireo domberina “feedback”, izay voarainao mikasika ny fandaharana, ampidiro anatin’izany ireo hita tany anatin’ireo haino aman-jery sosialy • Tsy nahazo aho satria tsy nampiasa “Voice and Choice!FampahefanaNyVehivavy, Adyamin’nyHerisetra”.
FANARAHA-MASO • Ianao ve nanara-maso / Ahoana ny fomba nanarahanao maso ny tantaranao taorian’ny fivoahany? • Tsia “Voice and Choice!FampahefanaNyVehivavy, Adyamin’nyHerisetra”.