580 likes | 669 Views
R R. Réseau Observatoires Ruraux MADAGASCAR. Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho h@ janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara- piaraha - monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto @ ambanivohitr’i Vangaindrano. Vangaindrano, 20 jolay 2011.
E N D
R R Réseau Observatoires Ruraux MADAGASCAR Fiantraikan’nysavorovoropolitikasyireozavatrahafaniseho h@ janoary 2010 eoamin’nyfiainana ara-piaraha-moninasyara-toe-karen’nytokantranoeto @ ambanivohitr’i Vangaindrano Vangaindrano, 20 jolay 2011
FirafitrynyFamelabelarana • Nymikasikanyfanadihadiana • Fombananatanterahinanyfanadihadiana • Valin’nyfanadihadiana • Nymikasikanytokantranosynymponina • Fifindra-monina • Fivezivezena • Fampianarana • Nyfiharianasyny asa • Fidiram-bola • Fandaniana • Ny ara-tsakafo • Fambolenasyfiompiana • Fifanampianaeo @ fiaraha-monina • Zava-nitrangasypaikady • Ranosyfidiovana • Fahasalamana – VIH/SIDA • Fombafiasan’ny sampan-draharaham-panjakana • Herisetramihatra @ ankizysyao an-tokantrano • Fanjakanatandalànasynyfampahalalam-baovao • Nytanora • Filànafototra
Nymikasikanyfahadihadiana Karazanatrangamarometyhisyfiantraikany @ lafi-piainan’nymponina (kirizy, rivo-doza, tondra-drano, sns) Zava-misy Zava-dehibenyfanananaantontan’isaentinamamantatranyzava-misyenyifotony Vangaindrano: olanamikasikanytsyfanjariana ara-tsakafo Hijerynyfiantraikan’ireokarazanazavatranitrangaireoeo @ fiainan’nytantsaha na ara-tsosialy na ara-toe-karena Tanjona Hampivoitranyfiovaovan’nyfari-piainan’nytantsahaaoanatin’nytaona, dia mandritanysakavesyaorian’nyfiakaran’nyVatomandry Mpiara-miombonaantoka: FirenenaMikambana / UNICEF
Fombananatanterahananyfanadihadiana Mahasolotenanydistrikairaymanontolonyfanadihadiana Tokantrano 525 anivonakaominina 19 Fihodinanavoalohany: 06 oktobra – 09 novambra ; 08 -15 desambra 2010. Vanim-potoananotratrarina: sakave 2010 Ireonanatanterakany asa: 1 teknisianampanaramasoavy @ ROR, mpanara-maso 3, mpanadihady 13, mpamily 3, mpahandro 1.
NyFifindra-monina Vitsyireoolonahita fa efaniainaavytamina fokontany hafateoaloha: 2% Ireolatsakyny 25 taona no tenavoakasik’izany Fiaviana: Vangaindrano (62%), ivelan’nyfaritraAtsimoAtsinanana (35%) Antony nifindranateo @ fonenanaankehitriny: fianarana (32%), asa (30%)
Fivezivezena Vitsynytahan’ireoolonamivezivezy an-tanàndehibe (7% n’ny ≥ 6 taona) Tsymisynyfivezivezenaisan’andro Mijerytsena no antonyvoalohanyandehanana an-tanàn-dehibe (48%) Vitsyireotokantranomanaofandaniana @ resakafitanterana (3%) Salan’isan’nyfandanianatanatin’ny 30 andromialohanyfanadihadiana: Ar 20.332.
Fampianarana (1) Ambanynytahan’nyfidirana an-tsekolyrahamitahanyeto @ Nosy (TBS fanabeazanafototra: 96% vs 118% - EPM 2010) 56% nyzaza 6 -17 taona no nianatra t@ fotoanananaovanafanadihadiana ka mahazovahanakokoanyzazalahy Manombokaeo ho eo @ 15 taonanyfijanonana @ fianarana
Fampianarana (2) • Cyclone Hubert (martsa 2010): tsyafakanianatrany 22% n’nympianatra 6-17 taonanandritrany 2 herinandro • Tena olana @ resakafampianarana: • Tsyfahampian’nysakafo (70% tokantranomisyzazamianatra) • Tsyfahampian’nyfitaovana (65%) • Tsyfahampian’nympampianatra (60%) • Sahirana @ fanefanasaram-mpianarana : 35% • Tsynanankorontananyfizotran’nytaom-pianaranaloatranykirizy(CEPE 100%, tsyfialana an-tsekolynandritranytaom-pianarana (0.4%), tsyfanapahanafianaranamaharitra)
FIHARIANA & ASA (2) • Fambolena: 87% n’nyfotom-piveloman’ny 15 – 64 taona • Karazanavadin’asa: • Lehilahy: saraka an-tsaha (76%) • Vehivavy: saraka an-tsaha (61%), asa tànana (24%)
FIDIRAM-BOLA (2) • Ambanyny vola miditra @ tokantrano @ fotoanasakave @ ankapobeany: 64% n’nytokantrano no manana vola miditra @ asa fanaomahazatralatsakyny 100.000 Ar . • Karazanatokantranotenasahiranaeo @ lafinyfidiram-bola (latsakyny 50.000 Ariary) • Vehivavynyloham-pianakaviana (59.2%) • Tokantranovitsyolona (latsakyny 4) (41.5%) • Lohan’nytokantranomatyvady na nisaraka na tokan-tena (59%) • Lohan’nytokantranotsynandiafianaranamihitsy (37.9%)
FANDANIANA (1) • Endrikynyfahasahiranana • lanjan’nyfandaniana ara-tsakaforahamitaha @ fandanianahafa (74.4%) • lanjan’nyfandaniana ara-tsakafoeoanatrehan’ny vola miditra (98.2%)
NY SAKAFO (2) Tena tsapanyfahasahiranana ara-tsakafo @ fotoanan’nysakave Fanoloananyfoto-tsakafo (kazaha, ampalibe) Fividiananafoto-tsakafosakafo (62%) Fitsitsiana ara-tsakafo: fahavitsian’nykarazan-tsakafonohaninasyffihenan’nyfatraohanina) Fahalanian’nytahirinafoto-tsakafo (vary: 16% sisa no mananatahiry) Tsyfihinananasakafo : maraina (2%), atoandro (4%) nandritranyandronialohanyfanadihadiana Tokantrano 2 @ 3 no milaza fa ratsy na tenaratsynylafiny ara-tsakafoaoaminy.
FAMBOLENA SY FIOMPIANA (1) Nyvolyvary Tokantranomambolyvary: 92.4% *: Ho an’ireoefanahavokatratalohan’nyfanadihadianaihany
FAMBOLENA SY FIOMPIANA (3) Nyvolyhafa
FAMBOLENA SY FIOMPIANA (4) Nyfiompiana Tokantranomiompy: 84.8%
FIFANAMPIANA EO @ FIARAHA-MONINA Nyfianakavianaakaiky na RAR no tenafilanavonjy (44% ); avyeonympifanolo-bodirindrina (12%) Fiaraha-moninambolamifanampysymifanohanamanoloananyfahasahiranana
ZAVA-NITRANGA SY PAIKADY (1) Kirizypolitika h@ 2009 Zava-niseho h@ janoary 2010 Ara-boajanahary Ara-toe-karena Vidinakojakoja (32%) Vidim-bokatra (28%) Rivo-doza (57%) Tondra-drano (71%) Hain-tany (66%) Vidim-piainana (79%) Fahasimban’nyvoly (25% n’nytokantranonahatsapafahasimban’ny 2/3 ) Fihenan’ny vola miditraavy @ fambolena Fahasahiranana @ fiainana an-davanandro, indrindra ara-tsakafo
ZAVA-NITRANGA SY PAIKADY (2) Paikadymatetika na isan’ andro Fampihenananykarazan-tsakafo (45%) Fampihenananyfatran-tsakafo (40%) Ara-tsakafo Fanjifananysakafomorakokoa (24%) Eo @ fidiram-bola Fanaovanavadin’asa (42%) Eo @ fandaniana Fampihenananyfanjifanatsytenalaharam-pahamehana (20%)
RANO SY FIDIOVANA (1) Tsymampiasaranofisotromadionytokantranorehetra : renirano (56%), loharanotsyvoaaro (30%), lava-dranotsotra (12%) Vitsy no mandrayfepetra @ ranofisotro: mampangotraka (25%), Sur’Eau (1%) Kelynohonytokony ho izynyhabetsahan’nyranoampiasaina (latsakyny 15l / olona / andro: 75%) nefalatsakyny 500m no fakan’nymponinaranoarytsymisymanaofandaniana @ ranonytokantrano.
RANO SY FIDIOVANA (2) Tsymampiasa lava-piringanytokantrano (95%) fa mivoakaenyankalamanjanaavokoa. Eny @ renirano no mandronyankamaroan’nyolona (89%). Kelynohonytokony ho izynyhabetsahan’nyranoampiasaina (latsakyny 15l / olona / andro: 75%) nefalatsakyny 500m no fakan’nymponinaranoarytsymisymividyrano. Tsymanasatànana @ savonymihitsyny 68% n’nytokantranonohonytsyfahampian’ny vola.
FAHASALAMANA – VIH/SIDA (1) Tazo no aretinatenampahazonyolona: 57% n’nyzazamadinikanarary vs 34% an’ny 5 taona no ho mihoatra) Zazalatsakyny 5 taona 1 @ 4 narary no tratran’nyfivalanana 57% n’nymararyijhany no nentinanizahafahasalamana na nohonytsyfananana vola na nohonyfanaovanadokoteratena.
FAHASALAMANA – VIH/SIDA (2) • 53% n’nyolonanohadiadiana no efanahenomombany SIDA • Karazanaolonatsy dia mahalala:ioaretinaio: vehivavy (46%), ireotsynandiafianarana (44%), ireoolon-dehibemihoatrany 55 taona (45%). • Nyfifindran’nytsimok’aretina @ alalan’nyfiraisana ara-nofotsyvoaarosynyrà no tenafantatr’ireoolonaefamahalalany SIDA (97% sy 81%). • Tsyvitsyireonananafiheveranadiso @ mety ho fifindran’nytsimok’aretina: kaikitryny moka (62%), firaisanalovia @ marary (59%). • Maronyfombametyhahafahanamisorokany SIDA fantatryny 90% n’nyvoahadihady: fiarahana @ olon-tokana, tsymiray @ olonatoynympivaro-tena na mpanaofiraisana ara-nofo @ olonamaro, na efamitondratsimok’aretina. • Tsymampiasafimailony 91% nyolonanohadihadiana.
FIASAN’ny SAMPAN-DRAHARAHAM-PANJAKANA Mahafa-po Fokontany (73%) Fandriam-pahalemana (54%) Taratasim-panjakana (52%) nohonytsyfahaingan’nyfiasa (42%) Tsymahafa-po CSB (47%) nohonyfahatarana na tsy maha-eomatetikanytompon’andraikitra Fikojakojananylàlana (47%) nohonytsyfahaingan’nyfiasa (42%) Kantinaeny an-tsekoly (85%) Fananan-tany (75%) Tsymisy Fambolena (73%) Fitsaboananybiby (62%)
Herisetra @ ankizysyao an-Tokantrano • Vitsyireonohadihadiananilaza fa niharan’nyherisetranyankizy tao @ tokantranony (3%) • Fandaozan’ny RAR (100%) • Fitenenanamaheryloatra (17.3%) • Tsy dia marokoanynahatsapaherisetramihatra @ vehivavy • Adin’ny mpivady13%) • Fanerenahiasa (7%) • Fanerenahitoe-jaza (6%)
Nyfanjakana tan-dalanasynyfampahalalam-baovao (1) Halatrabibyfiompyhafa na hala-botry no tenamatetikamitranga (8% sy 6%) Mandrayanjara @ fiambenanatanànasadymailokokoaireoolonamahatsapatsyfilaminana Matory an-tsahany 13% n’nytokantranomahatsapa fa tenaratsynytsyfandriam-pahalemana Tsynisynynilaza ho nahalalaolonavoasabotra h@ janoary 2010
Nyfanjakana tan-dalanasynyfampahalalam-baovao (2) • Andraikitryny asa fampahalalam-baovao: • Mitaiza (29%) • Mandamina (27%) • Tsyfantatra (18%) • Manodinkodin-dresaka (12%) • Tsymiandany (9%) • Mandranitra (5%)