1 / 12

Voice & Choice: Empowering Women for Economic Independence

This initiative by Famintinana aims to uplift women through income-generating activities like crafting and entrepreneurship. Through training and support, women are empowered to create sustainable businesses. The project focuses on providing tools, resources, and training to help women achieve financial independence. Famintinana collaborates with communities to establish sales points and workshops, fostering economic growth and gender equality. The ultimate goal is to empower women through economic autonomy.

wilde
Download Presentation

Voice & Choice: Empowering Women for Economic Independence

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. FITOVIANA ARA-TOEKARENA RAZAFINDRAFARA N Odette FAMPITOMBOANA NY FIHARIANA ARA-TOEKARENA HO AN’NY VEHIVAVY HO FANOHERANA NY HERISETRA "Voice sy Choice! Manome hery ny vehivavy, Ny Herisetra."

  2. FAMINTINANA • NyFikambananaVehivavyMivoatsadiamikatsakalalandavanyhahasoanyvehivavyeoamin’nyfiharianaizaymiaingaavyamin’nyhetsikahofitadiavam-bola madinika (AGR : ACTIVITE GENERATRICE DE REVENU). • Asatànana no atao toy ny: zaitra, rary, peta-kofehy, famoronanahofanambarananyakoranentim-paharazanasynymôderina. Tsymanavakaizahayamin’nympikambanaarymisysembanaaoamin’nyfikambanana. • Inteloisan-kerinandronympikambana no miasa, miezakamamitavokatraamidyisakynytsenaarymanatratraireokaomandyizaytadiavin’nympanjifa. • Fanitarananyasaefanatomboka toy nyfanavaozananytranofanjairana(“atelier”). "Voice sy Choice! Manome hery ny vehivavy, Ny Herisetra."

  3. TANJONA .Famoronanaasahoan’nyvehivavy; .Fiadianaamin’nyherisetrampahazonyvehivavy ( toy nytsindryhazolenaara-bola ao an-tokantrano), .Fanomezanaseham-piharianahoan’nyvehivavy; .Fampiantiananysembanaeoanivon’nyfiaraha-monina; .Fahafahan’nyvehivavymisitrakanyfahasalamanaara-pananahana. "Voice sy Choice! Manome hery ny vehivavy, Ny Herisetra."

  4. ASA NATAO .Mividylambafripymorakaavadikaholasaakanjofampiasaandavanandro, indridrahoan’nyrenim’pianakaviana: kilotin-jaza, zipokely, sns… .Manamboatranyakanjomalalakahoazohanaovana.  Manaofanaingoanaefitranofanaovanafety ; .Mampitombonyloharanom-bola amin’nyalalan’nyhetsikamaro: Varotrafampirantiana , fandarisan’anjaran’nympikambana; . Nanokatratoeram-pivarotanavaovao (“point de vente”) ohatra: Ifanadiana .fampianaranaasa Tanana : zaitra; petakofehy; rary "Voice sy Choice! Manome hery ny vehivavy, Ny Herisetra."

  5. mpiara-miasa • NyFoibe-paritrynymponina; • NyKaomininaambanivohitraSahambavy; • Ny CSB II Sahambavy; • La Vita Perte; • Fikambanam-behivavyhafa ( Ohatra:Fikambanana SOA IOMBONANA) "Voice sy Choice! Manome hery ny vehivavy, Ny Herisetra."

  6. Budget "Voice sy Choice! Manome hery ny vehivavy, Ny Herisetra."

  7. tombontsoa "Voice sy Choice! Manome hery ny vehivavy, Ny Herisetra."

  8. Fanaraha-maso SY tombana - Amin’nyalalan’nybokim-bola sybokin’entanaisan’andro no anombanananyezakaatao; - Eoihanykoanyfanaovanatombanaisan-telovolana; - Mbahanentanananympikambanahotongadiamisynyfandraisanaanjarahoan’ireotsytonga. "Voice sy Choice! Manome hery ny vehivavy, Ny Herisetra."

  9. VOKATRA -Teoamin’nympikambanamanokanadianisyfivoarananyfidiram-bola; - Namporisikanympikambanahosahymanehohevitranyhetsikafampisehoanaizaynataohampitomboananyenti-manana.; - Fitomboan’nyfahaizanaasa-tànanateoamin’nympikambana; - Namporisikanyolonahafahiditrahompikambananyfahitan’izyireonyfahombiazan’nyhetsikasynyfivoaran’nympikambana; - Nahaynifanampytamin’nyhafakanihatsaranykalitaonyvokatrateo aloha syankehitriny; - Nitomboan’isanytsenam-barotra; - Fisitrahan’nyvehivavympikambananyfanabeazan’aizana. "Voice sy Choice! Manome hery ny vehivavy, Ny Herisetra."

  10. OLANA -Tsyfahampian’nyenti- mananasynyfitaovana (toy nymilinafanjairana); - Eoamin’nympikambanadiahitafatsymitovynyfarim-pianan’nytsirairaykavoaterymanaosaraka an-tsahakamampihenanyfotoanaiasanamiaraka, nefanoezahinahatranynymampitombonyvokatrasynytsenam-barotrambahampidi-bola bebekokoa; - Tsymisyfamatsiam-bola fafiofananaihany no azotamin’ny UNICEF. Lesonaazotsoahina: Tenailainanyfiofanana toy nyfitantananatsotsotrasyfahaiza-mitarika. Ahitanafahombiazanatokoanyfiaraha-mientan’nysamympikambanasynyfiaraha-miasaamin’nympiara-miombon’antoka "Voice sy Choice! Manome hery ny vehivavy, Ny Herisetra."

  11. Fepetranoraisinahanohizananyasa • Voalohanydianisynyezakaavyamin’nympikambanaamin’nylatsakembokasyfandraisanaanjaraara-bola syfiaraha-misalaha • Fangatahanafiofananasyfitaovanamivantana toy nyfitantananatsotsotra ; ny leadership • Fitaovana toy nymilinafanjairana "Voice sy Choice! Manome hery ny vehivavy, Ny Herisetra."

  12. Asamaikahatao - Fanorenanasekolyfampianaranazaitrasyasatànanakaefamanombokamametrakanyanjarabirikinynympikambanatsirairayhofandraisananjara. - Fijerenasyfandresen-dahatraireompiara-miombon’antokahanampyamin’nyfamitananysekoly. "Voice sy Choice! Manome hery ny vehivavy, Ny Herisetra."

More Related