400 likes | 873 Views
ambassadeur. CLUB. ambassadeur. CLUB. NAHOANA NO NASIANA SAMPANA VAOVAO. ?. NY RAFITRA NAHAZATRA NITONDRANA NY DEPARTEMANTA TEO ALOHA. Misy sampana 3: Club Aventurier (klioban`ny Mpisantatra) 6 à 9 ans Club Explorateur (klioban`ny Mpisavalalana) 10 à 15 ans
E N D
ambassadeur CLUB
ambassadeur CLUB
NAHOANA NO NASIANA SAMPANA VAOVAO ?
NY RAFITRA NAHAZATRA NITONDRANA NY DEPARTEMANTA TEO ALOHA • Misy sampana 3: • Club Aventurier (klioban`ny Mpisantatra)6 à 9 ans • Club Explorateur (klioban`ny Mpisavalalana) 10 à 15 ans • Ainé/Jeune Adulte(Tanora zokiny/Zatovo Lehibe)16 à 35. - Club de leader - Club de chef guide
Maro ny divisiona nahatsiaro fahabangana • Ho an`ireo tanora vao nahavita ny zavatra takiana ao amin’ny kilasim-pandrosoan’ny Mpisavalalana. • Vokatr’izany ny Fikaonan-dohan ny Mpitarika Tanora maneran-tany t@ 2001 dia nanapaka fa ankinina @ departemantan’ny tanora ao @ CG ny fanomanana tahirin-kevitra sy fitaovana hananganana sampana vaovao ahazoana manome fahafaham-po ny zavatra`ilain`ny tanora 16-21 taona ao @ fiangonana.
ambassadeur Dia teraka teo ny Fikambanana(club) Ambasadaoro
ambassadeur • Tsy mikendry ny hisolo • toerana ny Fikambanana JA akory ny Klioba Ambasadaoro • Fa kosa manamafy orina ny Asa fanompoana ny Tanora Zokiny ao @ fiangonantsika • Mametraka rafitra izay ahafahan’ny tanora 16 -21 taona handray anjara mavitrika ao @ fiangonany, eo an-toerana sy maneran-tany
ambassadeur RAFITRA OFISIALY EO ANIVON`NY ASA MISAHANA NY TANORA ADVANTISTA
ambassadeur MINISTERE DE LA JEUNESSE JUNIOR Tanora Zandriny • CLUB des AVENTURIERS 6 – 9ANS • CLUB des EXPLORATEURS 10 – 15ANS MINISTERE DE LA JEUNESSE AINE/JEUNE ADULTE Tanora Zokiny • Club des Ambassadeurs 16 – 21 • Club des Chefs Guide 16 – 35 • Club des Leaders 16 – 35 • JEUNE AINE/JEUNE ADULTE 22 – 35+ANS
ambassadeur LE CLUB MOMBA NY KLIOBA
ambassadeur MPIKAMBANA • 16+ ~21ans • Izay Nisafidy ny hivelona @ ireo fitsipi-piainana sy tari-dàlan’ny FAMAF
ambassadeur HEVITRY NY FAMANTARANA MANOKANA NY KLIOBA • CLUB AMBASSADEUR
Ny sorona nataon`i Jesosy no ivon`ny fifandraisantsika aminy Ilay hazo fijaliana eo @ bolatany dia maneho ny sorona nataony ahazoantsika fanantenana ny amin’ny ampitso vaovao sy tsaratsara kokoa (dieny ety an-tany @ alalan`ny fanompoam-pitarihana sy any @ tany vaovao @ fiaviany)
Ilay boky mivelatra no fototry ny finoantsika ny fahalalana sy ny fomba fiainantsika Misokatra satria natao ho mpitari-dalana tsy miova sy mpiaradia amintsika mandrakizay izy Tokony ho zaraina @ ireo izay mandray azy amin-kalalahana
ambassadeur Ilay loko mavo sy volom-boasary mifangaro dia maneho ny marainam-baovao manangasangan`ny fiainana mandrakizay izay hiseho aorian’ny haizin`ny fanandramantsika mandalo eto @ ity tany feno fahotana ity.
TARIGETRA SY TENY BAIKO ambassadeur Ny Hafatra Advantista Maneran-tany ao amin`ny Taranaka misy Ahy Ny Fitiavan`i Kristy no Manery Ahy
ambassadeur DECLARATION DE MISSION FANAMBARANA IRAKA
ambassadeur Ny Klioba Ambasadaoro dia fandaminan`ny FAMAF natokana mba: - hanomezana fahafaham-po ireo filana ara-panahy, ara-piarahamonina sy ny fomba fiainan`ireo tanora ao @ sokaji-taona 16-20, - fanomezana azy ireo fanamby mba hanandrana sy hizara ny fifandraisana manokana @ Kristy - hampivelatra fomba fiaina mifanaraka @ finoany sy ny fiantsona azony, - hanome sehatra ho azy ireo ahafahany mampivelatra fisakaizana madio sy maharitra.
ambassadeur PHILOSOPHIE FOTO-KEVITRA
Ny FAMAF dia manolo-tena ny • hanao izay hahatakarana sy hanofanana ny tanorany ho @ fitarihana sy ny fanompoana ny taranak`olombelona. • Tsy fanitaranany Klioban`ny Mpisavalalana izany na ny faratampony. • Tsy mitovy ny endriky ny programa. Tsy misy endrika itovizany @lafiny rehetra na anatiny na ivelany(famantarana sns...). Afa-tsy @fanatanterahana ireo zava-takiana. ambassadeur
ambassadeur IREO FOTOTRA FITO AMIN’NY FANDAHARAN’ASAN’NY AMBASADAORO
Fampivelarana ny asa fitarihana@alalan`ny programa toy ny Chef Guide sy Fitarihana JA. • Fampivelarana ny asa fanasoavana ny fiarahamonina@alalan`ny fanofanana hiatrika asa sy voina. • 3.Fampivelarana ny ara-panahy@alalan`ny fitoriana mahazatra sy Ny nohavaozina. • 4. Fampivelarana ny lafi-piainana arakasa@alalan`ny fanofanana araka’sa misandrahaka sy voafaritra tsara.
5. Fampivelarana ny fomba fahazoana namana@alalan`ny fandinihana vondrona manokana ara-piarahamonina sy seminera fanomanana fanambadiana. • Fampivelarana ny toetra sy ny maha-izy azy@alalan`ny programa ankalamanjana sy setra avo (aventure) • Fampivelarana ny harem-piainana amin’ny fampiasana ireo asa manavanana isan-karazany lalindalina kokoa araka izay voasoritsoritra ao @ Manuel de Distinction( brevet-Honor) JA.
ambassadeur OBJECTIFS TANJONA
Manampy ny tanora hahatsapa fa tia azy ireo A/tra sy ny F/g , sy hankasitraka azy ireo @ireo talenta entiny manao ny asan`ny F/g. Ho hitan`izy ireo @izany ny fahatanterana @fahafenoany ireo fomba fiainany. • Hamporisika ny Tanora Zokiny hahita ireo talenta noraisiny tamin`A/tra ka hampiasa ny fanomezam-pahasoavana sy ny fahaiza-manao ananany hamitana ny adidiny amin`A/tra.
Mitaona ny Tanora zokiny hanolotra ny lafim-pitiavany manokana an`A/tra @fampiraisany azy ireo ao @hetsika misionera isankarazany. • Atao izay aha-lohalaharana @fanorenana programa Ambasadaoro ny famonjena manokana ny mambra tsirairay sy izy rehetra.. • Manorina ao @endri-piainan`ny tanora fankafizana sy fahatakarana ary fitiavana ny voarin`A/tra @alalan`ny programan-na setra sy tadihatsaka voarafitra tsara
Mampianatra asa mahavelona voafaritra tsara sy fialam-boly ho an’ ny tanora zokiny izay manampy azy ireo hanana tanjona sy asa fivelomana. • Mamporisika ny tanora hampivelatra sy hihazona ny vatana ho tomady @alàlan`ny endri-piaina feno hetsika sy herim-po ary tsy misy zavamahadomelina.
Manome fotoana ny tanora ahafahany mampivelatra sy maneho ny hakingany @lafiny fitarihana. • Manone fotoana mety ho an`ny tanora lahy sy vavy, hahazoan`izy ireo hanana fifanakalozana any @hetsika mety tsara izay mitaona sy manamafy fifandraisana ety kokoa ho @fiainana.
ambassadeur FANDAMINANA CLUB
Fandaminana ny Club Ambassadeur • Mila hevitra @ Filohan’ny Departemanta • Mihaona @ Pastora /loholon`ny Fiangonana. • Manolotra ny drafitra @ komitin’ny Fiangonana. • Mampahafantatra ny Fiangonana • Miantso fivoriana manokana Sabata hariva.
Fandaminana ny Club Ambassadeur • Mifidy komity mpanatanteraka madinika • Mandrafitra programa • Fisoratana anarana