1 / 34

FI.PI.KRI MAHAFAOKA NY FIAINANA REHETRA SY NY SAMPANA REHETRA

FI.PI.KRI MAHAFAOKA NY FIAINANA REHETRA SY NY SAMPANA REHETRA. FI.PI.KRI

hagen
Download Presentation

FI.PI.KRI MAHAFAOKA NY FIAINANA REHETRA SY NY SAMPANA REHETRA

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. FI.PI.KRI MAHAFAOKA NY FIAINANA REHETRA SY NY SAMPANA REHETRA

  2. FI.PI.KRI Tsymananapejymanokanaaoamin’nyFitsipikaMifehynyFiangonanany FI.PI.KRI afa-tsynytakila125:§3, izayataonyhoe « fitantanam-pananana », ampahany @ FI.PI.KRI, kanefahitaombienyombienyanyamin’ireopejin’nysampanasamihafa.

  3. Sehatraefatra no iasan’ny FI.PI.KRI. Miatombokaamin’ny « T » izyireoamin’nytenyanglisyarynoezahananynitadynydikateny malagasy miatombokaamin’ny  « T »

  4. 4T TREASURES = TAHIRY ( Fananana ) TEMPLE = TEMPOLY ( Tena ) TALENTS = TALENTA ( F-pahasoavana ) TIME = TOMBONANDRO ( Fotoana )

  5. Izaamin’ ireo no tenahanadinanaantsikanyfampiasanaazy? Izaamin’ireo no heverinao fa manan-danja ka ilainahanombohananyfiofanana?

  6. TSY MISY AZO AMBANIANA IREO KANEFA TSY MAINTSY ATOMBOKA NY FIOFANANA

  7. T1 TREASURES = TAHIRY ( Fananana )

  8. T1 HAZAVAO indraynymomba nyfanatitrasy 1/10 amin’ireomambravaovao

  9. T1 Ampiasaoilay DVD nozarainatamin’ny 2012 mirakitranyfampianaranamikasikaizany. Fananan’nyfiangonanaizyireny fa tsylasan’ilaytompon’andraikitran’ teoaloharahatoa ka tsyizyintsony no FI.PI.KRI 2013

  10. T1 FANATITRA Tanjona : TAONA 2013, TAONAN’NY FANAVAOZANA EO AMIN’NY FANAOVANA FANATITRA

  11. T1 FANATITRA Ataovydienyizaonyfanentananamba ho VOLA VAOVAO NA VOLA TSARA no ataofanatitra MANDRITRY NY ( D.A.M )8 SABATA

  12. T1 FANATITRA Ianaraotsarany tari-dalananomenaanaomikasikanyfanatitraaryreseholahatranyfiangonana

  13. T1 AMPIASAO NY TARI-DALANA FANENTANANA FANATITRA SY 1/10

  14. T1 FANATITRA Tsyhoefanatitratsaraihany fa sadyarakanytokony ho izyamin’ny maha-fanatitraazy

  15. T1 FANATITRA Toyizaorahaatao an-tsarynyfanatitraataontsikarahamiolotraamin’ny 1/10

  16. AMPAHAFOLONY / FANATITRA

  17. T1 FANATITRA Tsindriotsaranyfanazavanaaoanaty tari-dalana fa ny 1/10 DIA FANDEFESANA NY FAHATOKIANA FA NY FANATITRA KOSA DIA FANDREFESANA NY FITIAVANA

  18. T1 FANATITRA Mety ho mahatokynyfiangonanaokanefakelyfitiavana

  19. T1 FANATITRA Hisyfanomezanaatolotranydistrikasyfiangonanamanana TAHAN’ NY FANATITRA AMBONY MITAHA @ 1/10 Amin’ity 2013 ity

  20. T1 FAMPIASANA NY VOLA AO AMIN’NY TRANO FIRAKETAN’ ANDRIAMANITRA

  21. T1 Aokanyfiangonanatsyhandanilanyfoananyvolan’Andriamanitraamin’nyfampanaranam-po nyfilan’nynofo

  22. T1 Inonamoa no antonyilananyfanatitrasyny 1/10 ? Manomevalinymazavany BAIBOLY FANAHIN’NY FAMINANIANA FITSIPIKA MIFEHY NY FIANGONANA

  23. T1 Aokahandinikaizanynyfiangonana ka tsy ho lasaambilom-bazananytenaantonyhanangoananazyirenyaoamin’nytranofiraketana .

  24. T1 Aokahitandrinanyfiangonanaandraohotsarain’Andriamanitraamin’nyfampiasananyvolanyamin’nylalaosyfihinanan-kaninaizaymitadyhahazovahananakehitrinyaoamin’nyfiangonana.

  25. Fahatsotsorana Ny fahatsotsorana dia marika fototra hita teo amin'ny Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito hatramin'ny niorenany. Tsy maintsy ho tso-piaina sy fihetsika lalandava isika. Ny fitiavan-kisehoseho amin'ny ara-pivavahana dia mifanindran-dalana mandrakariva amin'ny fitambotsoran'ny hery ara-panahy. «Tahaka ny fiainan'i Jesosy izay nifanohitra tanteraka» tamin'ny rendrarendra sy ny fidedadedahana tamin'ny androny (Education, p. 87), ka tahaka izany koa ny fahatsorana sy ny herin'ny Hafatra Advantista dia tsy maintsy hifanohitra tanteraka amin'ny fitadiavan-kisehoseho misy eto amin'izao tontolo izao amin'ny androntsika ankehitriny. Ny Tompo dia manameloka «ireo fandaniam-bola mihoa-pampana sady tsy ilaina izay enti-manome fahafaham-po ny fiavonavonana sy ny fitiavan-kideradera.» Testimonies to Ministers, p. 179. Mba hanarahana izany foto-kevitra izany, dia aoka hisy fahatsorana sy fitsitsiana amin'ny lanonana fizarana diplaoma, ny fankalazana fanambadiana atao amin'ny fiangonantsika, sy amin'ny fanompoam-pivavahana rehetra. FMF,p185§3

  26. T1 Manaovatatitramazavasymangaraharaeoanatrehan’nyfiangonananympitahiry vola. ISAM-BOLANA : Miditra Mivoaka

  27. T1 ATAOVY PETA-DRINDRINA RAHA AZO ATAO NY DIKA MITOVY AMIN’NY ROTSA-BOLA NATAO TANY AMIN’NY FMC ARY AHITAN’NY MAMBRA NY DATY NANDROTSAHANA AZY

  28. T1 Aokahanao TETI- BOLA NY FIANGONANA ( FMF ) Amporisihokoahanana TETI- BOLA NY TOKANTRANO tsirairay

  29. T1 • COTISATION

  30. T1 • Tsymifanarakaamin’nyvoalazan’nySoratramasinanyfanaovana Cotisation satriatsymitovyny vola miditraamin’nyrehetrasynyadidy.

  31. T1 • 2 Kor 9: 7 • «Aokanyolonarehetrasamyhanaoarakaizayinian’nyfonyavy, tsyamin’alahelo, na amin’nyfaneriterena;

  32. Chrétienne de la Vie Gestion GCV - FMC Deot.16:17 faaokasamyhanatitraizayzakanyavy, arakanyfitahian'i Jehovah Andriamanitrao, izayomenyanao.

  33. Chrétienne de la Vie Gestion GCV - FMC Aokahanaobetsakaizaymatanjaka

  34. Chrétienne de la Vie Gestion GCV - FMC Gal.6:2 Mifampitondrà izay mahavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalàn'i Kristy.

More Related