40 likes | 223 Views
Avia ry mino ! Hifaly sy hihoby, Avia, avia hankany Betlehema : Teraka Jeso, Tompon’ny anjely ; Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao !. Venez ô croyants Vous réjouir et célébrer Venez, allons ensemble à Bethléem Jésus, le Seigneur des Anges est né
E N D
Avia ry mino ! Hifaly sy hihoby, Avia, avia hankany Betlehema : Teraka Jeso, Tompon’ny anjely ; Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao ! • Venez ô croyants • Vous réjouir et célébrer • Venez, allons ensemble à Bethléem • Jésus, le Seigneur des Anges • est né • Allons le célébrer • Il est ton Seigneur. 482 67- AVIA RY MINO
Tompon’ny tompo, Andriananahary, Nefa mba zana-behivavy koa ; Zanak’i Maria, Nefa Zanahary ; Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao ! • Seigneur des seigneurs, • Dieu Créateur, • Mais aussi fils d’une femme, • Fils de Marie • Allons le célébrer • Il est ton Seigneur 482 67- AVIA RY MINO
3 Derao, ry anjely, Mihobia mafy, Ry mponina an-danitra ao Ambony ao ! Dera sy laza Atolory Azy ; Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao ! • Ô Anges, célébrez Le, • Ô Peuple du ciel chantez fort, • Offrez-Lui gloire et prestige • ***Allons le célébrer*** • Il est ton Seigneur 482 67- AVIA RY MINO
4-He, arahaba, Tonga aty an-tany Ny Tompo, Mpamonjy Sy mpanjaka koa, Tenin’ny Rainy Voatafy nofo, Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao ! 482 • Nous te souhaitons • la bienvenue sur terre, • Notre Roi, Seigneur et Sauveur, • Parole du Père devenue Chair • Allons le célébrer • Il est ton Seigneur 67- AVIA RY MINO